24 lines
819 B
Markdown
24 lines
819 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
|
|
|
Ny mpitsikilo Israelita manazava ny toe-javatra asehon'izy ireo.
|
|
|
|
# Fampafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Mbola miresaka amin'i Rahaba hatrany ireo mpitsikilo Israelita.
|
|
|
|
# Na iza na iza mivoaka ny varavaran'ny tranonao
|
|
|
|
Ity fehezanteny ity dia maneho toe-javatra iray, famoronana filazana ny zava-misy.
|
|
|
|
# ho eo an-dohan'izy ireo manokana ny rà
|
|
|
|
Eto "rà" dia manambara fahafatesan'olona. Tompon'andraikitra amin'ny fahafatesan'izy ireo manokana ny resaka toy ny hoe rà izay tsy maintsy eo an-dohan'izy ireo. D.H: "ny fahafatesan'izy ireo ihany no ho tsininy"
|
|
|
|
# tsy ho meloka izahay
|
|
|
|
"tsy hanan-tsiny izahay"
|
|
|
|
# raha misy tanana mitsotra eo amin'izay rehetra
|
|
|
|
Eto "ny tanana mitsotra" dia maneho haja kokoa hahatonga ratran'olona. D.H: "raha mahatonga ratra amin'ny rehetra izahay"
|