774 B
774 B
Nifidy ny lalan'izy ireo aho
Eto, ny "nifidy ny lalan'izy ireo" dia mampiseho ny fandidiana izay tokony hataon'izy ireo.
nipetraka ho lehibeny
Eto, ny "nipetraka" dia mampiseho ny fanapahana na fitarihana. Nipetraka ny Lehibe rehefa mandray fanapahan-kevitra lehibe. DH: "nitarika azy ireo toy ny lehibeny"
nipetraka ho lehibeny
Joba no lehiben'izy ireo. DH: "nitarika azy ireo satria izaho ny lehiben'izy ireo"
niaina toy ny mpanjaka omban'ny tafiny aho
Joba dia miresaka ny fomba nitarihany ny vahoaka sy ny nankatoavan'izy ireo azy toy ny hoe mpanjaka izy ary izy ireo ny tafiny.
toy ny olona izay mampionona ireo mpisaona
Io andian-teny io dia midika fa i Joba dia ilay mpamahery olona raha ny marina. DH: "nampahery azy ireo aho rehafa ory izy ireo"