422 B
422 B
Ireo zanakao lahy sy vavy dia nihinana sy nisotro divay tao an-tranon'ny lahimatoan'izy ireo
Adikao tahaka ny ao amin'ny 1:13
rivotra mahery
"rambon-danitra" na "tafio-drivotra"
ny zorony efatr'ilay trano
"tohana ara-drafitr'ilay trano"
Nilatsaka tamin'ireo zatovo izany
"Nirodana tamin'ireo zanakao lahy sy vavy ilay trano"
Izaho irery no tafatsoaka mba hampandre anao
Adikao tahaka ny ao amin'ny 1:13