428 B
428 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy mitantara ny faharavan'i Moaba i Jeremia.
Horonaima
Io dia anaran-tanàna any atsimon'i Moaba.
faharavana sy fahasimbana lehibe
Ireo teny roa ireo dia mitovy ny dikany ary samy manamafy ny faharavana tanteraka.
ireo zanany
Io dia manondro ny vahoaka'i Moaba.
Lohita
Anarana toerana iray ao Moaba izany.
noho ny fahasimbana
DH: "noho ny fandravana ilay tanàna"