20 lines
881 B
Markdown
20 lines
881 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Miteny Isaia. Manohy manoritsoritra ny vahoakan'Israely tahaka ny tanimboaloboka izy. (Jereo: 27:1).
|
|
|
|
# Amin'ny andro ho avy
|
|
|
|
Io dia miresaka ny andro toy ny hoe mandeha ary tonga any ho any izany. DH: "Amin'ny hoavy"
|
|
|
|
# hamaka i Jakoba; hamony sy hitsimoka Israely
|
|
|
|
Ny fitahian'i Yaveh ny vahoakan'Israely sy ny fanambinany azy ireo dia resahina toy ny hoe voaloboka izay mamaka sy mitsimoka izy ireo. DH: "hiroborobo tahaka ny voaloboka izay mamaka sy mitsimoka ireo taranak'Israely"
|
|
|
|
# Jakoba...Israely
|
|
|
|
Eto "Jakoba" sy "Israely" dia sarinteny izay manambara ireo taranak'i Jakoba.
|
|
|
|
# hameno ny velaran-tany amin'ny voany izy ireo
|
|
|
|
Ny fampitomboan'i Yaveh ny vahoakan'Israely ho maro be mba ahafahan'izy ireo manampy ny olona hafa dia resahina toy ny hoe voaloboka izay mamokatra voankazo be dia be izy ireo ka handrakotra ny tany izany.
|