20 lines
875 B
Markdown
20 lines
875 B
Markdown
# toy ny hoe niara-nifatotra tamin'izy ireo ianareo
|
|
|
|
DH: "toy ny hoe tao am-pigadrana niaraka tamin'izy ireo ianareo"
|
|
|
|
# ireo izay nampahoriana
|
|
|
|
DH: "Ireo hampahorian'ireo hafa" na "ireo izay mijaly"
|
|
|
|
# toy ny hoe izy ireo ihany koa ianareo amin'ny vatana
|
|
|
|
Ity fehezanteny ity dia mampahery ireo mpino mba hisaina momban'ny fijalian'ireo olona hafa tahakan'ny hisainan'izy ireo momba ireo fijalian'izy ireo manokana. DH: "tahakan'ny hoe ianareo ilay iray mijaly"
|
|
|
|
# Aoka ho hajain'ny tsirairay ny fanambadiana
|
|
|
|
DH: "Ny lehilahy sy vehivavy izay mifanambady dia tsy maintsy mifanaja"
|
|
|
|
# Aoka ny fandrian'ny fanambadiana mba hadio
|
|
|
|
Ity dia maneho ny firaisana ara-nofo toy ny hoe fandrianan'ireo mpanambady roa irery ihany. DH: "Aoka ny Lehilahy sy ny vehivavy hanome voninahitra ny fifandraisan'ny fanambadian'izy ireo tsirairay avy ary tsy hiaraka hatory amin'ny olona hafa"
|