plt_tn/ezk/40/38.md

16 lines
412 B
Markdown

# teo anilan'ny fidirana amin'ny vavahady anatiny tsirairay
"isakin'ny vavahady anatiny"
# nanasan'izy ireo ny fanatitra dorana
Ny hoe "izy ireo" dia maneho ny vahoaka na ireo mpisorona izay nitondra fanatitra
# isaky ny andaniny
"teo amin'ny andaniny roa"
# namonoana ny fanatitra dorana
DH: "novonoin'izy ireo ilay fanatitra dorana" na "novonoin'izy ireo ireo biby izay ho doran'izy ireo ho fanatitra."