412 B
412 B
teo anilan'ny fidirana amin'ny vavahady anatiny tsirairay
"isakin'ny vavahady anatiny"
nanasan'izy ireo ny fanatitra dorana
Ny hoe "izy ireo" dia maneho ny vahoaka na ireo mpisorona izay nitondra fanatitra
isaky ny andaniny
"teo amin'ny andaniny roa"
namonoana ny fanatitra dorana
DH: "novonoin'izy ireo ilay fanatitra dorana" na "novonoin'izy ireo ireo biby izay ho doran'izy ireo ho fanatitra."