407 B
407 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila.
Nanao...talenta volamena iray tsy miharo
Ho an'ny 37:23-24 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 25:37.
hetin-jiro
Io dia fitaovana natao tamin'ny tapa-kazo na vy nampifandraisina ny farany ary nampiasaina mba hakana zavatra.
talenta iray
"34 kilao"