Refidima
Io dia anarana toerana any an'efitra.
Dia niady tamin'ny Amalekita i Josoa
Manondro ireo Israelita izay notarihina tao amin'ny ady i Josoa. DH: "Koa i Josoa sy ireo lehilahy nofidiany hiady hanohitra ireo Amalekita"
Hora
Hora dia naman'i Mosesy sy i Arona.