32 lines
1010 B
Markdown
32 lines
1010 B
Markdown
# Hamana
|
|
|
|
Hadikao toy ny tao amin'ny 3:1 izany anaran-dehilahy izany
|
|
|
|
# kianja ivelany
|
|
|
|
"ilay kianja voalohany ao ivelany"
|
|
|
|
# hanantonany an'i Mordekay
|
|
|
|
Azo hazavaina ny tanjona amin'ny fanantonana azy. DH: "hamono an'i Mordekay amin'ny fanantonana azy
|
|
|
|
# ny hazo fanantonana izay efa natsangany ho azy
|
|
|
|
Ny hazo fanantonana dia rafitra iray izay nampiasaina hamonona olona amin'ny alalan'ny fanantonana azy eo amin'izany. Jereo ny fomba nandikanao izany "hazo fanantonana" izany tao 5:14. DH: "ilay rafitra izay nantsangana hanantonana azy"
|
|
|
|
# nantsangana
|
|
|
|
"namboarina"
|
|
|
|
# tian'ny mpanjaka homem-boninahitra
|
|
|
|
DH: "Ny mpanjaka dia faly manome voninahitra" na "ny mpanjaka dia naniry ny hanome voninahitra"
|
|
|
|
# niteny anakampo
|
|
|
|
Ny fo dia maneho ny eritreritra sy fihetsika. DH: "nisaina" na "niteny tamin'ny tenany"
|
|
|
|
# Iza moa no homen'ny mpanjaka voninahitra ankoatra ahy?
|
|
|
|
Izany dia azo atao amin'ny endrika manambara. "Azo antoka fa tsy misy olona mahafaly ny mpanjaka ny manome voninahitra azy ankoatra ahy!"
|