20 lines
832 B
Markdown
20 lines
832 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Mosesy manomboka mitso-drano ny fokon'Israely. Ataon'i Mosesy miendrika tononkalo fohy ilay tsao-drano.
|
|
|
|
# Avy tao Sinay i Yaveh ary niposaka avy tao Seira tambonin'izy ireo. Namirapiratra avy ao an-tendrombohitra Parana Izy
|
|
|
|
Mosesy dia mampitaha an'i Yaveh amin'ny masoandro miposaka. DH: "rehefa tonga avy any Sinay i Yaveh, dia nijery azy ireo tahaka ny masoandro rehefa miposaka avy ao Seira ary mamirapiratra avy any amin'ny Tendrombohitra Parana Izy"
|
|
|
|
# teo ambonin'izy ireo
|
|
|
|
"teo ambonin'ny vahoakan'Israely"
|
|
|
|
# ireo anjely masina iray alina
|
|
|
|
"anjely 10,000"
|
|
|
|
# Tselatra no teo an-tanany havanana
|
|
|
|
Ireo mety ho heviny hafa dia 1) "teo amin'ny tanany havanana dia nisy tselatr'afo" na 2) "Nomeny lalàn'afo izy ireo" na 3) "tonga avy any atsimo, ambanin'ireo tendrombohitra antsany Izy"
|