24 lines
899 B
Markdown
24 lines
899 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
|
|
|
|
# manisà fito herinandro
|
|
|
|
"manisà 7 herinandro"
|
|
|
|
# manomboka amin'ny fotoana hijinjanareo voalohany ny vary amin'ny antsy finjinjana
|
|
|
|
Ny fehezanteny hoe "hijinjana vary" dia fomba hanehoana ny fiantombohan'ny fotoam-piotazana.
|
|
|
|
# antsy fijinjana
|
|
|
|
fitaovana misy faritra fisaka maranitra miolana ampiasaina hanapahana bozaka, vary, sy voaloboka.
|
|
|
|
# miaraka amin'ny fandraisana anjara amin'ny fanati-tsitrapo avy eny an-tananareo izay ho homenareo
|
|
|
|
Eto ny hoe "tanana" dia maneho ilay olona mihitsy. DH: "ary hanome ny fanati-tsitraponareo ianareo"
|
|
|
|
# araka ny nitahian'i Yaveh Andriamanitrareo anareo
|
|
|
|
"araka ny vokatra izay nomen'i Yaveh Andriamanitrareo anareo." Izany dia midika fa ny olona dia hifototra amin'ny habetsaky ny atolotr'izy ireo amin'ny hamaron'izay notazan'izy ireo tamin'izany taona izany.
|