486 B
486 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ireto andininy ireto ihany koa dia ampahany amin'ny vavak'i Daniela.
manala mpanjaka Izy
"manongotra fahefan'ny mpanjaka hanapaka izy"
mametraka ny mpanjaka eo amin'ireo seza fiandrianany
Ato ny fahatongavana eo amin'ny "seza fiandrianana" dia ilazana ny fanapahana eo amin'ny fanjakana. DH: "hanao mpanjaka vaovao hanapaka eo amin'ireo fanjakan'izy ireo."
ny hazavana miaina ao aminy
"tonga avy any amin'Andriamanitra ny fahazavana."