24 lines
619 B
Markdown
24 lines
619 B
Markdown
# pahamalinana sy am-pisainana
|
|
|
|
Ireo teny roa ireo dia midika ifotony zavatra mitovy ary mampisongadina ny halehibeazan'ny fahamalinany. DH: "fampitandremana sy fitsarana tsara."
|
|
|
|
# Arioka
|
|
|
|
Izany no anaran'ny mpifehin'ny mpanjaka.
|
|
|
|
# mpiambina
|
|
|
|
Vondron-dehilahy izany izay miasa ho an'ny fiarovana ny mpanjaka.
|
|
|
|
# izay tonga hamono
|
|
|
|
"izay navoakan'ny mpanjaka mba hamono"
|
|
|
|
# niditra
|
|
|
|
Niditra tao an-dapa angamba i Daniela. DH: "Nandeha tao an-dapa i Davida" na "Nandeha mba hiresaka amin'ny mpanjaka i Davida" (UDB)
|
|
|
|
# nangataka ny hihaona tamin'ny mpanjaka
|
|
|
|
"nangataka fotoana voatendry mba hihaona amin'ny mpanjaka."
|