619 B
619 B
pahamalinana sy am-pisainana
Ireo teny roa ireo dia midika ifotony zavatra mitovy ary mampisongadina ny halehibeazan'ny fahamalinany. DH: "fampitandremana sy fitsarana tsara."
Arioka
Izany no anaran'ny mpifehin'ny mpanjaka.
mpiambina
Vondron-dehilahy izany izay miasa ho an'ny fiarovana ny mpanjaka.
izay tonga hamono
"izay navoakan'ny mpanjaka mba hamono"
niditra
Niditra tao an-dapa angamba i Daniela. DH: "Nandeha tao an-dapa i Davida" na "Nandeha mba hiresaka amin'ny mpanjaka i Davida" (UDB)
nangataka ny hihaona tamin'ny mpanjaka
"nangataka fotoana voatendry mba hihaona amin'ny mpanjaka."