573 B
573 B
Fampafantarana amin'ny ankapobeny
Ao amin'ny andininy faha 4 ny hoe "izy" na "azy" dia manambara an'i Abrahama. Ao amin'ny andininy faha 5 ny hoe "Izy" na "Azy" dia manambara an'Andriamanitra.
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny hoe "ianareo" dia manambara ireo filan-kevitra sy ny mpihaino.
tsy ampy hametrahana
Ireto mety ho dikan'io fehezanteny io 1) tany kely tsy afaka hijorona na 2) zara misy ho dinganina 3) ampahana tany kely dia kely"
ho fananany sy ho an'ireo taranany any aoriany
Ho fananan'Abrahama ary hanome izany hoan'ny taranany"