16 lines
865 B
Markdown
16 lines
865 B
Markdown
# fFampifandraisana ny foto-kevitra
|
|
|
|
Taorian'ny nanasitranan'i Petera ilay lehilahy izay tsy afaka nandeha dia niresaka tamin'ireo olona izy.
|
|
|
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Ny fehezanteny "teny amin'ny fialofana izay nantsoina hoe fialofan'i Solomona" dia manazava fa tsy tao anatin'ny tempoly izay natokana hoan'ireo mpisorona ihany izy ireo.
|
|
|
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Eto ny teny"izahay" sy "isika" dia manambara an'i Petera sy Jaona fa tsy vahoaka izay niresahan'i Petera.
|
|
|
|
# Nahoana ny masonareo no mandinika anay, ohatran'ny hoe herinay na fahamasinanay manokana
|
|
|
|
Nametraka io fanontaniana io Petera mba hanamafisany fa tsy tokony hieritreritra ireo olona fa herin'izy sy Jaona no nahasitrana ilay lehilahy. Azo atao fehezanteny roa koa io: "Aza izahay no jerena. Tsy ny hery sy fahefanay manokana na ny fahamasinanay no nampandeha azy"
|