16 lines
912 B
Markdown
16 lines
912 B
Markdown
# moa tsy efa voasoratra ... Joda avokoa ve izany?
|
|
|
|
Nampiasaina izany fanontaniana izany mba ho fampahafantarana na ho fampahatsiahivana ny mpamaky fa ato anatin'ity boky ity ny andinindininy mikasika an'i Azaria. Jereo ao amin'ny 8:22 ny fomba nandikanao izany. Azo adika amin'ny endrika hafa ihany koa izany. DH: "voasoratra ... Joda avokoa izany." na "Azonao atao ny mamaky mikasika izany ... Joda."
|
|
|
|
# nodimandry niaraka tamin'ireo razambeny i Azaria
|
|
|
|
Ny hoe "nodimandry" dia midika hoe "maty." DH: "maty ireo ireo razambeny i Azaria" na "toy ireo razambeny. dia maty ihany koa i Azaria"
|
|
|
|
# nalevin'izy ireo ... niaraka tamin'ireo razambeny izy
|
|
|
|
"nalevin'ny fianakaviany tany amin'ny toerana izay nandevenana ireo razambeny izy"
|
|
|
|
# lasa mpanjaka nandimby ny toerany
|
|
|
|
Ny andianteny hoe "nandimby ny toerany" dia sarinteny izay midika hoe "teo amin'ny toerany." DH: "lasa mpanjaka teo amin'ny toeran'i Azaria"
|