# nampiandrandra ny masoko Io dia midika hoe mijery zavatra ambony. DH: "nijery ambony" # ireo tendrombohitra roa ireo dia vita avy tamin'ny varahina "ireo tendrombohitra roa dia varahina" # Ny kalesy voalohany...ny kalesy faharoa "kalesy faha-1...kalesy faha-2"