# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Jaona dia manohy mamaritra ny tapany manaraka amin'ny fahitany izay momba ny anjely fito miaraka amin'ny loza fito. Ireo loza fito dia ireo lovia fiton'ny fahatezeran'Andriamanitra. # Nandre feo ... aho Ny teny hoe "aho" dia maneho an'i Jaona. # lovia fito feno ny hatezeran' Andriamanitra Ny sary avoakan'ny divay ao anaty lovia dia afaka atao mazava tsara. Ny teny hoe: "fahatezerana" eto dia maneho ny fanasaziana. Ny divay dia famantarana ny fanasaziana. DH: "lovia volamena fito feno divay izay maneho ny fahatezeran'Andriamanitra" Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 15:7.