# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # Vavak'i Mosesy "Ity dia vavaka nosoratan'i Mosesy" # Tompo o, Ianao efa fialofanay Andriamanitra miaro ny vahoakany dia lazaina toy ny hoe Andriamanitra no fialofana. DH: "Tompo o, Ianao no efa tahaka ny fialofanay" # manerana ireo taranaka rehetra "lalandava" (UDB) # nahary "namorona" na "namolavola" # izao tontolo izao Izany dia maneho ny zavatra rehetra izay ao amin'ny tany. # rahatrizay ka ho mandrakizay Ity andianteny ity dia maneho ny fotoana lasa, ankehitriny, sy ny hoavy rehetra.