# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Davida manomboka mitantara ny tantaran'Andriamanitra nitarika ny Israelita namakivaky ny tany efitra ka hatrany amin'ny tendrombohitra Sinay. # raha nivoaka Ianao ... rehefa nandeha namakivaky Ianao Ireo andianteny roa ireo dia manondro zava-mitranga tokana. # raha nivoaka teo anatrehan'ny vahoakanao Ianao "nitarika ny vahoakanao Ianao" # rehefa nandeha namakivaky ny tany efitra Ianao Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe miaramila mizotra mankany amin'ny vahoakan'Israely. # ny lanitra ihany koa nitete orana ... fanatrehan'Andriamanitra "Andriamanitra nahatonga orana" # tamin'ny fanatrehan'Andriamanitra Ity fomba fiteny ity eto dia manondro ny fisehon'Andriamanitra teo anoloan'ny Israelita. DH: "rehefa niseho tamin'ny Israelita Andriamanitra"