# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20). # Hiravoravo tokoa ny rain'ny olo-marina, ary izay miteraka zaza hendry dia ho faly aminy Ny mety ho heviny hafa dia ny hoe "izay manana zanaka hendry" no manazava hoe iza ilay "rain'ny olo-marina." DH: "Ny rain'ny olo-marina, izay manan-janaka hendry, dia hiravoravo tokoa ary hifaly aminy." # ho faly aminy "ho faly nohon'ny aminy"