# sosotra ny fony Eto dia amin'ny "fony" no iresahana ny olona iray mba hanindriana ny fihetseham-pony. DH: "sosotra izy" # Mahabe namana ny harena Midika izany fa ny olona izay manan-karena dia hanana namana maro satria misarika ny olona ny harena. Ny hevitr'izany feno dia azo atao mazava. DH: "Ireo izay manan-karena dia mahita namana mora foana" (UDB) # fa ny olona mahantra kosa dia tafasaraka amin'ireo namany Ny olo-mahantra dia tafasaraka amin'ny maro amin'ny namany nohon'ny fahantrany. Azo atao mazava kokoa ny hevitr'io. DH: "mahatonga ny olona ho very namana ny fahantrana"