# Manaova bibilava Satria tsy hain'i Mosesy atao ny manamboatra bibilava tena izy, dia midika io fa tokony hanao sarina bibilava izy. Io fampahalalana nazavaina io dia afaka atao mazava. DH: "Manaova sarina bibilava" # Izay rehetra voakaikitra DH: "ny olona rehetra izay voakaikitry ny bibilava" # bibilava varahina "bibilava vita amin'ny varahina" # raha nijery ilay bibilava varahina izy, dia velona Eto ny hoe "izy" dia manondro "olona" izay voakaikitry ny bibilava.