# Miisa 186.400 ny isan'ny tobin'i Joda rehetra Anatin'io isa io ny lehilahy rehetra ao amin'ny foko izay nitoby teo amin'ny antokon'i Joda. DH: "Ny isan'ny lehilahy nitoby tao amin'ny antokon'i Joda dia 186.400" # Izy ireo no hiainga voalohany Io dia midika fa izy ireo no hiainga voalohany rehefa mifindra ny tobin'ny Israelita. DH: "Rehefa mandeha, dia izy ireo no hiainga voalohany" # voalohany "faha-1"