# Jesosy namaly azy ireo "Jesosy namaly an'ireo mpianany" # Lazaiko aminareo marina tokoa "Izaho milaza ny marina aminareo." Io fehezanteny io dia manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka. # na iza na iza miteny "raha misy miteny" # raha tsy misy fisalasalana ao am-pony fa mino Eto ny teny hoe: "tsy misy fisalasalana" dia midika "finoana marina." Jesosy dia miteny ireo teny ireo ho fanasongadinana. DH: "raha mino marina ao am-pony" # no hataon'Andriamanitra "Andriamanitra hampisy"