# iray amin'izy ireny "iray amin'ireo niaraka tamin'i Jesosy" # fa ny fomba firesakao dia miampanga anao Azo atao fehezanteny vaovao io. DH: "Azo lazaina fa avy any Galilia ianao satria miteny toy ny Galiliana" # nanozona "nanozon-tena" # naneno ny akoho Ny akoho dia vorona izay maneno mafy eo ho eo amin'ny fotoana hiposahan'ny masoandro. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 26:33. # Tsaroan'i Petera ny teny nambaran'i Jesosy hoe: "Mbola tsy maneno akoho dia handà Ahy intelo ianao." Azo adika ho teny tsy mivantana io. DH: "Tsaroan'i Petera ny nilazan'i Jesosy taminy fa mialoha ny hanenoin'ny akoho, dia handà Azy intelo izy"