# amin'izany andro izany "amin'izany fotoana izany" # hitranga ny fandosiranareo "mba tsy handositra" na "mba tsy hitsoaka" # ririnina "ilay vanim-potoana mangatsiaka" # Raha tsy afohezina ireo andro ireo, dia tsy hisy nofo ho vonjena Azo atao hoe DH: "Raha tsy afohezin'Andriamanitra ny andron'ny fahoriana, dia ho faty avokoa ny olon-drehetra" # nofo "olona." Eto ny hoe "nofo" dia fomba kanto ilazana ny olona. # afohezina ireo andro ireo Azo adika hoe "Andriamanitra hanafohy ny andron'ny fahoriana"