# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Milaza fanoharana momba ny tompon-tany iray izay nanakarama mpiasa, i Jesosy mba hanehoana ny fomba hanomezan'Andriamanitra valisoa ireo izay an'ny fanjakan'ny lanitra. # Fa ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka Io no fiantombohan'ny fanoharana. Jereo ny fomba nandikanao ny fampidirana fanoharana ao amin'ny 13:24. # Rehefa avy nifanaraka "Rehefa avy nifanaraka ... ilay tompon-tany" # denaria iray "karama iray andro" # nalefany tany amin'ny tanim-boalobony izy ireo "nalefany niasa tany amin'ny tanim-boalobony izy ireo"