# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka amina vondron'olona momba izay mety hanjoa azy ireo tsirairay avy i Jesosy. Ny mpisolo-tena "-nareo" sy "ianareo "dia manondro olona maro avokoa. # tsy lehibe mihoatra va ny zavatra tsara omen'ny Rainareo izay any an-danitra ... aminy? Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hampianarana ny olona. DH: "ary ny Rainareo izay any an-danitra dia hanome tokoa ... aminy" # Rainareo Fiantsoana manan-danja ilazana an'Andriamanitra io. # inona na inona zavatra tianareo ho ataon'ny olona amin'ny tenanareo " izay fihetsika rehetra tianao hataon'ny olona aminao" (UDB) # fa izany no lalàna sy ireo mpaminany Eto ny hoe " lalàna" sy "mpaminany" dia maneho izay nosoratan'i Mosesy sy ireo mpaminany. DH: "fa izany no hampianarin'i Mosesy sy ireo mpaminany ao amin'ny soratra masina"