# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny hoe "ianareo" sy "anareo" rehetra dia manondro olona maro. Na izany aza, i Jesosy dia milaza amin'izy ireo izay hanjoa azy ireo tsirairay avy raha tsy mifamela ny olona tsirairay. # hadisoana "tsy mety" na "fahotana" # Ray Fiantsoana manan-danja ilazana an'Andriamanitra io.