# Fampifandraisana ny foto-kevitra Mamarana ny fampianarana momba ny fahatongavany hanatanteraka ny lalàn'ny Testamenta Taloha i Jesosy. Io fizarana io dia nanomboka tao amin'ny 5:17. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Miresaka amina vondron'olona momba izay mety hanjoa azy ireo tsirairay avy i Jesosy. Ny teny hoe "-nareo" sy "anareo" dia manondro olona maro. # arahabainareo Fomba fanehoana faniriana ny fahasalaman'ireo mpiaino izany. # Ray Fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra io.