# iza na iza mandika "na iza na iza tsy mankatoa" na "na iza na iza minia tsy mahalala" # ny kely indrindra amin'ireo didy ireo "na inona na inona amin'ireo didy ireo, na dia izay tsy manan-danja indrindra aza'' # mankatoa sy mampianatra ireo "mankatoa ireo didy rehetra ireo ary mampianatra ny hafa toy izany" # lehibe "manan-danja indrindra" # Fa lazaiko aminareo Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io. # -nareo ... -nareo ... ianareo Maneho fahamaroana ireo. # fa raha tsy mihoatra noho ... ny fahamarinanareo ... tsy hiditra ... mihitsy ianareo Azo atao hoe DH: "tsy maintsy mihoatra ... ny fahamarinanareo... mba hidirana"