# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Io no fanombohan'ny fizaran-tantara vaovao izay hamaritan'ny mpanoratra ny fiandohan'ny asa fanompoan'i Jesosy tao Galilia. Ireo andininy ireo dia manazava ny nankanesan'i Jesosy tany Galilia. # Ary Ampiasaina io teny io eto hanamarika fiatona kely eo amin'ny fandehan'ny tantara. Eto i Matio dia manomboka milaza ny fizaran-tantara vaovao. # voasambotra i Jaona Azo adika hoe DH: "nosamborin'ny mpanjaka i Jaona" # ao amin'ny zara-tanin'i Zebolona sy Naftaly Ireo no anaran'ny ireo foko nonina tao amin'ireo faritra ireo talohan'ny nakan'ireo teratany vahiny ny tanin'Israely taona maro talohan'izany.