# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ao amin'ny andininy faha 7, miteny mafy an'i Satana amin'ny alalan'ny teny hafa avy ao amin'ny Deoteronomia i Jesosy. # Dia mbola voasoratra indray hoe Fantatra fa manambara ny tenin'ny Soratra Masina indray i Jesosy. Azo adika hoe DH: "Dia mbola, hanambara aminao izay nosoratan'i Mosesy ao amin'ny Soratra Masina indray Aho" # Tsy tokony hitsapa ... ianao Eto ny hoe "ianao" dia manondro an'iza na iza. DH: "Tsy misy tokony hitsapa" na "Tsy misy olona tokony hitsapa" # Noentin'ny devoly ... indray "Avy eo, ny devoly dia" # Hoy izy taminy hoe "Ny devoly niteny tamin'i Jesosy hoe" # Ireo rehetra ireo dia homeko anao "Homeko anao ireo zavatra rehetra ireo." Manindry mafy eto ny mpaka fanahy fa homeny "ireo zavatra rehetra ireo," fa tsy ny sasantsasany amin'ireo ihany.