# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ao amin'ny andininy faha 6, Satana dia milaza ny teny avy ao amin'ny Salamo mba hakana fanahy an'i Jesosy. # Raha Zanak'Andriamanitra ianao, dia mianjerà any ambany any Tsara ny milaza fa fantatr'i Satana hoe Zanak'Andriamanitra i Jesosy. Ireo mety ho dikany dia izao 1) fakàna fanahy hanao fahagagana ho an'ny tombotsoan'i Jesosy ihany io. DH: "satria tena Zanak'Andriamanitra tokoa Ianao, dia afaka mampianjera ny tenanao any ambany any" na 2) fiantsiana na fiampangana izany. DH: "Porofoy amin'ny fampianjerana ny tenanao any ambany any fa Ianao tokoa no Zanak'Andriamanitra" (UDB) # Zanak'Andriamanitra Fiantsoana manan-danja izay mamaritra ny fifandraisana misy eo amin'Andriamanitra sy Jesosy io. # mianjerà any ambany any "aoka hianjera amin'ny tany ny tenanao" na "Milatsaha any ambany" # fa voasoratra hoe Azo atao hoe DH: "fa nosoratan'ny mpanoratra tao amin'ny soratra masina hoe" na "fa voalazan'ny soratra masina hoe" # Izy handidy ireo anjeliny hiahy anao "Andriamanitra handidy ireo anjeliny hiahy Anao." DH: "Andriamanitra hiteny amin'ireo anjeliny hoe: ''karakarao Izy'" # hanandratra Anao ... izy ireo "Hihazona anao ireo anjely"