# Fampifandraisana ny foto-kevitra Io no fiafaran'ny fizaran-tantara momba ny tetik'i Heroda hamono ny Mpanjakan'ny Jiosy vaovao izay niatomboka tao amin'ny 2:1. # Fa rehefa reny "Fa rehefa ren'i Josefa" # Arkelaosy Io no anaran'ny zanaka lahin'i Heroda. # natahotra ... izy "natahotra i Josefa" # izay voalaza tamin'ny alalan'ireo mpaminany Io dia azo atao hoe: "izay nolazain'ny Tompo hatry ny ela tamin'ny alalan'ireo mpaminany" # Nazarena no hiantsoana azy Eto ny hoe "azy" dia maneho an'i Jesosy. Ireo mpaminany talohan'ny andron'i Jesosy dia mety ho nilaza azy ho ilay Mesia na ilay Kristy. DH: "hiteny ny olona fa Nazarena ny Kristy"