# Ho Ahy izy ireo "Ho oloko izy ireo" # fananako sarobidy Eto ny "fananana" dia maneho fananan'olona iray. D.H: "Ho Ahy tanteraka izy ireo" # hiasako. Ity teny ity dia maneho fotoana rehefa hitsara sy hanasazy ny mpikomy Israely i Yaveh, fanomezam-pandresena ho an'ireo mpino Israelita. # Dia hanavaka ny "mijery ny maha samihafa eo amin'ny" na "mizaha ny fahasamihafàna"