# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny: . Manohy ny resany amin'ny vahoakan'Israely Yaveh. # ny ampahafolon-karena feno "ny amapahafolon-karena rehetra" # ny tranoko Eto ny "tranoko" dia midika tempoly. D.H: "ny tempoliko" # ary tsapao amin'izao Aho ... raha tsy manokatra ny varavaran'ny lanitra aminareo Aho Eto ny baiko "tsapao Aho" dia midika zavatra izay afaka ataon'ny olona sy tokony ataony: "raha mitsapa ahy ianareo." Azo zaraina roa ihany koa ity andian-teny ity. D.H: "ary raha mitsapa Ahy ianareo ... Dia ho sokafako ny varavaran'ny lanitra" na "Ary tokony hitsapa Ahy ianareo ... Raha anao izany Aho, dia ho sokafako ny varavaran'ny lanitra" # Ny firenena rehetra dia hiantso anareo hoe sambatra, Eto ny antso fahasambarana dia midika fahasoavana. D.H: "Ny firenena rehetra dia halala fa efa sambatra ianareo" # Ny firenena rehetra Ity teny ity dia midika ireo olona rehetra ao amin'ny firenena. D.H: "Ny olona ao amin'ny firenena rehetra" # tany mahafinaritra Eto ny "mahafinaritra" dia midika fifanarahana ao amin'ny mponin'ny tany izay tia ny tanin'izy ireo.