# namingavinga Azy ''naniratsira an'i Jesosy'' # Tsy Ianao ve no Kristy? Ilay jiolahy mametraka fanontaniana aminy mba hanesoana Azy. DH: ''Milaza ny tenano ho Kristy Ianao'' # Vonjeo ny tenanao sy izahay Ity jiolahy ity dia tsy tena nieritreritra hoe afaka manavotra azy ireo avy eny amin'ny hazofijaliana Jesosy. # ny anankiray niteny mafy azy ''ilay jiolahy anankiray hafa niteny mafy azy'' # Tsy mba matahotra an' Andriamanitra ve ianao, raha samy ambanin'ny fanamelohana mitovy ihany? Ilay jiolahy mampiasa fanontaniana mba hibedesana ilay jiolahy iray hafa. DH: ''Tsy manan-tahotra an'Andriamanitra ianao, satria maneso an'i Jesosy raha miantona eo amin'ny hazofijaliana tahaka Azy ianao'' # Isika dia eto ara-drariny tokoa, satria mandray izay mendrika ny asantsika isika Ity dia maneho ireo jiolahya fotsiny, fa tsy Jesosy na ireo olona hafa. # Isika dia eto ara-drariny tokoa ''Mendrika izao sazy izao marina isika'' # ity lehilahy ity Ity dia maneho an'i Jesosy.