# ren'i pilato izany ''nandre fa nanomboka nampianatra tany Galilia Jesosy'' # ilay lehilahy Ity dia maneho an'i Jesosy. # hitany ''hitan'i Pilato'' # ambany fahefan'i Heroda Izy Ity andalana ity dia tsy miteny ny zava-misy tiana lazaina hoe Heroda no mpanapakan'i Galilia. DH: '''Jesosy dia ambany fahefan'i Heroda satria manapaka manerana ny Galilia Heroda.'' # nalefany Jesosy ''Pilato nandefa an'i Jesosy'' # tamin'izany andro izany ''tamin'izany fotoana izany''