# voadidina miaramila Jerosalema DH: ''miaramila manodidina an'i Jerosalema'' # efa akaiky ny faharavany ''fa ho rava tsy ho ela izany'' na ''fa handrava izany tsy hoe ela izy ireo'' # handositra ''hiala amin'ny loza'' # any ambanivohitra Ity dia maneho ny faritra ambanivohitra ivelan'i Jerosalema, fa tsy ny firenena. DH: ''ivelan'ny tanàna'' # hiditra ao ''hiditra ao Jerosalema'' # ireo no andron'ny valifaty ''ireo no andron'ny fanasaziana'' na ''izany no fotoana hanasazian'Andriamanitra ity tanàna ity'' # ireo zavatra rehetra efa voasoratra DH: ''ireo zavatra rehetra izay nosoratan'ny mpaminany tao amin'ny Soratra Masina efa ela.'' # ho tanteraka DH: ''hitranga''