# ny voalohany ''Ny mpanompo voalohany'' # Tonga teo anoloany ''nankeo anoloan'ilay tandapa'' # ny farantsanao dia nahazo tombony farantsa folo mihoatra Ity dia milaza fa ilay mpanompo no nahatonga ilay tombony. DH: ''Nampiasaiko hangalana tombony folo mihoatra ny farantsanao'' # Tsara izany ''Nety ny nataonao.'' Ny fiteninao dia mety manana fehezanteny izay hampiasain'ny mpampiasa mba hampisehoana fankatoavana. # kely dia kely Ity dia maneho ilay farantsa iray, izay tsy noraisain'ilay tandapa ho vola be.