# Fampifandraisana ny foto-kevitra Tapitra ny filazan'i Jesosy ny fanoharany.Ao amin'ny andininy faha14, dia maneho hevitra momban'izay ampianarin'ilay fanoharana Izy. # nijoro teny alavitra ''nitsanga lavitr'ilay Fariseo.'' Ity dia famantarana ny fanetre-tena. Tsy nahatsapa mendrika ho eo akaikin'ilay Fariseo Izy. # nanandratra ny masony teny amin'ny lanitra Ny ''manandratra ny maso'' dia midika hoe mijery zavatra. DH: ''nijery nankany amin'ny lanitra'' na '''nijery ambony'' # niteha-tratra Ity dia fanehoana ara-batana ny alahelo lehibe, ary mampiseho ny fibebahana sy fanetre-ten'ity lehilahy ity. DH: ''niteha-tratra mba hampisehoana ny alahelony'' # Andriamanitra o! mamindrĂ  fo amiko, mpanota ''Andriamanitra o, mba mamindrĂ  fo amiko, na dia mpanota be aza aho'' na ''Andriamanitra o, mamindrĂ  fo amiko. Mpanota be aho'' # io lehilahy io dia niverina nidina tany an-tranony voamarina Voamarina izy satria navelan'Andriamanitra ny fahotany. DH: ''Navelan'Andriamanitra ilay mpamory hetra'' # noho ilay iray ''noho ilay lehilahy iray hafa'' na ''fa tsy ilay lehilahy hafa.'' DH: ''fa Andriamanitra tsy namela ilay Fariseo'' # satria izay rehetra manandra-tena dia hahetry Amin'ity fehezanteny ity, dia miala amin'ilay tantara Jesosy mba hamaritana ny fitsipika ankapobeny izay asehon'ilay tantara. # dia hahetry DH: ''hahetrin'Andriamanitra'' # hasandratra DH: ''homen'Andriamanitra voninahitra be''