# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity no fizarana manaraky ny tantara. Jesosy manasitrana lehilahy 10 amin'ny habokana. Ireo andininy faha 11 sy 12 dia manome fampahafantarana fototra sy ny fizotry ny tantara. # Ary Ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana ny fiantombohan'ny fizarana vaovao ao amin'ny tantara. Raha manana fomba fanaovana izany ny fiteninao, dia ampiasao eto izany. # raha nandeha ho any Jerosalema Izy ''raha nandeha ho any Jerosalema Jesosy sy ireo mpianatra'' # nisy boka folo lahy nifanena taminy tao DH: ''nisy lehilahy folo voan'ny habokana nifanena taminy'' # Nitsangana lavitra Azy izy ireo Ity dia fihetsika feno fanajana, satria ny boka dia tsy nahazo alalana hanatona olona hafa. # nanandratra avo ny feon'izy ireo Ity dia midika hoe miteny mafy. DH: ''niantso tamin'ny feo avo'' # mamindrĂ  fo aminay Nangataka ho sitranina manokana izy ireo. DH: ''miangavy mba hampisehoy famindram-po izahay amin'ny fanasitranana anay''