# Ny lalàna sy ireo mpaminany Ity dia maneho ny tenin'Andriamanitra rehetra izay nosoratana tamin'izany fotoana izany. # mandrapihavin'i Jaona Ity dia maneho an'i Jaona mpanao batisa. DH: "mandrapihavin'i Jaona mpanao batisa" # nitoriana ny filazantsaran'ny fanjakan' Andriamanitra DH: "Mampianatra ny olona momban'ny filazantsaran'ny fanjakan'Andriamanitra Aho" # ny tsirairay dia niezaka nanitsy ny lalany ho amin'izany Ity dia maneho ny olona izay nihaino sy nanaiky ny fampianaran'i Jesosy. DH: "maro ny olona manao ny zavatra rehetra azon'izy ireo atao mba hidirana ho amin'izany" # Fa moramora kokoa ny hahafoana ny lanitra sy ny tany noho ny soratra kely indrindra ao amin'ny lalàna ho tonga tsy manan-kery DH: "na dia ny soratra kely indrindra ao amin'ny lalàna aza dia haharitra kokoa noho ny lanitra sy ny tany" # noho ny soratra kely indrindra ao amin'ny lalàna Ity dia mety maneho zavatra ao amin'ny lalàna izay mety raisina ho tsy manan-danja indrindra. DH: "noho ny antsipirihany kely indrindra ao amin'ny lalàna aza"