# Hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe "Hoy Jesosy tamin'ireo mpianany" # Rehefa mivavaka ianareo dia teneneo hoe: 'Ray o' Jesosy nibaiko ireo mpianatra mba hanome voninahitra ny anaran'Andriamanitra Ray amin'ny fanaovana Azy hoe ''Ray" rehefa mivavaka Aminy. # Ray Ity dia fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra. # ho hamasinina anie ny anaranao "hampianaro hanome voninahitra Anao ny olona rehetra." Ny "anarana" dia maneho ny maha-olona an'ilay olona foana. DH: "hanome voninahitra Anao anie ny olona rehetra" # Ho tonga anie ny fanjakanao Ny hetsik'Andriamanitra manapaka ny olona rehetra dia hambara toy ny hoe Andriamanitra izany. DH: "Ho tonga anie Ianao ary hanapaka ny olona rehetra"