# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Jesosy mampianatra ireo mpianany mba hivavaka. # Dia izao no nitranga Ity fehezanteny ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana ny fiantombohan'ny fizarana vaovao ao amin'ny tantara. Raha manana fomba fanaovana izany ny fiteninao, dia ampiasao eto izany. # rehefa nivavaka ... nisy iray Mety ho mitombona kokoa ny mametraka hoe rehefa vita ny vavak'i Jesosy vao nanontany ireo mpianatra. DH: "fa Jesosy nivavaka tao amin'ny toerana iray. Rehefa vita ny vavaka nataony, dia nisy iray"